FANAZAVANA

💠Ny Ecole en ligne: dia sehatra iray mampianatra anao ireto taranja 4 ireto:

▶️ Anglais

▶️ Français

▶️ Call center

▶️ Informatique

Fampianarana feno sady mazava tsara no mora ahaizana. Fampianarana sahaza ho an'ny rehetra tsy ankanavaka

👶 Zaza

👨‍🦱👩‍🦱Tanora

🧙‍♂️🧙‍♀️Lehibe

sns maro tsy manavaka.

🏡Na aiza na aiza ny toerana misy anao. na amin'ny firy na amin'ny firy dia mande automatique🤖 foana ny lesona sy ny exercice, correction, video complet, pdf, prononciation, perfectionnement, teste, torolalana, photo maro be, lalao, traduction, audio, télécharger, sns ny fanazavana dia amin'ny teny malagasy. Efa misy mpampianatra disponible afaka hanontanianao foana raha misy tsy mazava na fangatahana sy fanontaniana maro samy hafa.
Izay fotoana mety sy mampalalaka anao dia mety avokoa.

Izany fampianarana. rehetra izany dia azonao hianarana ato amin'ny site web na koa afaka ianaranao sur 𝗙𝗮𝗰𝗲𝗯𝗼𝗼𝗸

.Izany hoe mitovy ihany ny fampianarana ho azonao na sur facebook na ato amin'ny site web, fa ny mampiavaka azy fotsiny dia somary mivelatra sy malalaka kokoa ato anaty. site web , ny sur facebook kosa dia mande automatique, izany hoe, manindry bouton 🔘 ianao dia mipoitra ny lesona.

👉Averiko ihany fa fampianarana en ligne izy ity, tsy mbola misy ny en salle, manoatra noho ireny any ampianarana ireny ny fampianarana ho azonao ato, 🔶Ary maro be ireo tombotsoa ho azonao amin'ity fampianarana ity, ohatra hoe ny fotoana, ⏲️tsy votery hanenjika fotoana en salle intsony ianao, fa ny fotoana izay mampalalaka anao no hianaranao ny lesona, na oviana na oviana, na amin'ny firy na amin'ny firy.
💰Tsy lany vola handeanana bus na solika intsony, fa credit 100ar monja dia afaka hianaranao ny fampianarana amin'ny alalan'ny findainao📱 na solosaina🖥️ anao.
📽️ 🎙️ 🎧 Ohatra ihany koa, any ampianarana(en salle) ny ankamaroan'ny mpampianatra dia tsy manome video na audio na pdf mahakasika ny lesona, ianao anefa dia mahazo izany rehetra izany rehefa hianatra ato amin'ny Ecole en ligne. Fampianarana complet

🥰Afaka manandrana ianao mba ahitanao ny santionany na sombitsombiny amin'ny fampianarana

🔽🔽🔽🔽🔽🔽🔽🔽🔽🔽

👉Ny saram-pianarana dia 30.000Ar+frais (mahazo bonus). ireto avy ny ao anatin'izay: ↪️Anglais+Français+CallCenter+Informatique (izy rehetra)

👉Raha ↪️Anglais+Français+( Call Center na Informatique) kosa dia 20.000ar + Frais

↪️Raha Français+Call center+informatique kosa dia 20.000ar+frais

↪️Raha Anglais na Français fotsiny na taranja 1 fotsiny dia 15.000ar


👆Afaka misafidy amin'ireo ianao izany👆

Marihina fa:
❌Tsy Par mois io frais du cours io.
❌Tsy misy vola aloha intsony ankoatra anio
Miankina amin'ny fotoana anananao sy hianaranao ny lesona rehetra no faharetany (azonao ianarana amin'ny fotoana mampalalaka anao na oviana na oviana na amin'ny firy na amin'ny firy na aiza na aiza dia mety foana. Voavakin'ny telephone tsara ny lesona.

↪️Alefa mvola na orange money ny sarampianarana+Frais 👉Rehefa lasa ny sarampianarana dia alefa eto ny numero anao na cash point nandefasanao azy mba afahana manamarina, na alefa sms/appel amin'ny: 034.93.102.68 ..Mahazo fampianarana feno avy hatrany ianao rehefa vita izay

➡️Mvola: 034.93.102.68

➡️OrangeMoney: 032.69.790.17

👆Misoratra amin'i Tsanta Fiderana avokoa ireo👆

❤️>>🄰🄽🄶🄻🄰🄸🅂
☑️Niveau1
☑️Niveau2
☑️Niveau3
⏳Duré: 1Mois

❤️>>🅵🆁🅰🅽🅲🅰🅸🆂
☑️Niveau-A
☑️Niveau-B
☑️Niveau-C
⏳Duré: 1Mois

📞>>ⒸⒶⓁⓁ ⒸⒺⓃⓉⒺⓇ
🛡️Fanazavana feno mahakasika ny asa sy ny tokony hatao, ahitanao ny fomba fiasa, ny fanaovana entretien, CV sns..
⏳Duré: 2Semaines

🖥️>> 🅘🅝🅕🅞🅡🅜🅐🅣🅘Ⓠ🅤🅔
•Bureautique
•Word/Exel
•Ordinateur
⏳Duré: 2Semaines

Notre page Facebook👈

INSCRIPTION

inscription

🧿Toy izao ny fomba atao raha hianatra:
👉Ny saram-pianarana dia 30.000Ar+frais (mahazo bonus). ireto avy ny ao anatin'izay: ↪️Anglais+Français+CallCenter+Informatique (izy rehetra)

👉Raha ↪️Anglais+Français+( Call Center na Informatique) kosa dia 20.000ar + Frais

↪️Raha Français+Call center+informatique kosa dia 20.000ar+frais

↪️Raha Anglais na Français fotsiny na taranja 1 fotsiny dia 15.000ar


👆Afaka misafidy amin'ireo ianao izany👆

Marihina fa:
❌Tsy Par mois io frais du cours io.
❌Tsy misy vola aloha intsony ankoatra anio
Miankina amin'ny fotoana anananao sy hianaranao ny lesona rehetra no faharetany (azonao ianarana amin'ny fotoana mampalalaka anao na oviana na oviana na amin'ny firy na amin'ny firy na aiza na aiza dia mety foana. Voavakin'ny telephone tsara ny lesona.

👉Alefa mvola na OrangeMoney ny sarampianarana:

➡️Mvola: 034.93.102.68

➡️OrangeMoney: 032.69.790.17

👆Misoratra amin'i Tsanta Fiderana avokoa ireo👆

⬇️soratana na alefa sms/appel amin'ity numero ity ny numero anao na cash point nandefasanao azy mba afahako manamarina fa ianao tokoa no nandefa azy 👉 0349310268

🗣️Mahazo fampianarana feno avy hatrany ianao rehefa vita izay.Izany hoe tsy miandry fotoana ela fa eo noho eo..

Azonao alefa ato amin'ny page Facebook : Tsindrio eto

  • Facebook
  • Elements

    Text

    This is bold and this is strong. This is italic and this is emphasized. This is superscript text and this is subscript text. This is underlined and this is code: for (;;) { ... }. Finally, this is a link.


    Heading Level 2

    Heading Level 3

    Heading Level 4

    Heading Level 5
    Heading Level 6

    Blockquote

    Fringilla nisl. Donec accumsan interdum nisi, quis tincidunt felis sagittis eget tempus euismod. Vestibulum ante ipsum primis in faucibus vestibulum. Blandit adipiscing eu felis iaculis volutpat ac adipiscing accumsan faucibus. Vestibulum ante ipsum primis in faucibus lorem ipsum dolor sit amet nullam adipiscing eu felis.

    Preformatted

    i = 0;
    
    while (!deck.isInOrder()) {
        print 'Iteration ' + i;
        deck.shuffle();
        i++;
    }
    
    print 'It took ' + i + ' iterations to sort the deck.';

    Lists

    Unordered

    • Dolor pulvinar etiam.
    • Sagittis adipiscing.
    • Felis enim feugiat.

    Alternate

    • Dolor pulvinar etiam.
    • Sagittis adipiscing.
    • Felis enim feugiat.

    Ordered

    1. Dolor pulvinar etiam.
    2. Etiam vel felis viverra.
    3. Felis enim feugiat.
    4. Dolor pulvinar etiam.
    5. Etiam vel felis lorem.
    6. Felis enim et feugiat.

    Icons

    Actions

    Table

    Default

    Name Description Price
    Item One Ante turpis integer aliquet porttitor. 29.99
    Item Two Vis ac commodo adipiscing arcu aliquet. 19.99
    Item Three Morbi faucibus arcu accumsan lorem. 29.99
    Item Four Vitae integer tempus condimentum. 19.99
    Item Five Ante turpis integer aliquet porttitor. 29.99
    100.00

    Alternate

    Name Description Price
    Item One Ante turpis integer aliquet porttitor. 29.99
    Item Two Vis ac commodo adipiscing arcu aliquet. 19.99
    Item Three Morbi faucibus arcu accumsan lorem. 29.99
    Item Four Vitae integer tempus condimentum. 19.99
    Item Five Ante turpis integer aliquet porttitor. 29.99
    100.00

    Buttons

    • Disabled
    • Disabled

    Form