▶️Hianatra sy hiresaka ny asa Call center isika ary misy script na exemple discussion ou dialogue omeko anao avieo.
Somary foifoy ny lesona fanandramana fa manasa anao mba hanao inscription ahitanao ny lesona feno.
CALL CENTER= 𝗖𝗘𝗡𝗧𝗥𝗘 𝗗'𝗔𝗣𝗣𝗘𝗟
Mino aho fa efa mba fantatrao sy henonao izany anarana izany. Kanefa maro ny zavatra tsara ho fantatra.. indrindra raha hiasa aminio sehatra io.
Anisany maharoboka ny maro sy ny tanora tokoa ity asa ity. Satria be karama, azahoana +400.000ar/mois.
Inona ary no atao mba ahatongavana eo aminio sehatra io?
Andeha hofantarina aloha ireto abréviations ireto sy ny mahakasika ny asa..
•CAp: Centre d'Appel
•CDO: Client Donneur d'Ordre
•CB: Grande Boite
•PB: petite boite
•AE: Appel Entrant
•AS: Appel Sortant
•BtoB: Busness to Busness
•BtoC: Busness to Customer
•TV: Televente
•TP: Teleprospection
•TO: Teleoperateur
•B-O: Back-Office
•RDV: Rendez-vous
•SAV: Service Après Vente
Tena tsara ho fantatra ireo ☝
°Grande Boite izy raha manana CDO maromaro.
°Petite boite kosa izy raha 1 na vitsy ny CDO.
👥STRUCTURE :
1-Structure Grande Boite:
...........Chef de Projet........
........Manageur......
.......Superviseur...
....Agent...(👈ato ianao vao miditra😊)
2-Structure Petite boite:
.........Chef........
.......Agent......
Raha vao iditra hiasa ianao dia Agent no iantsoana anao.
🕌Ny toeram-piasana no antsoina hoe PLATEAU.
°Flux: Abetsakin'ny Appel tonga (Réception)
°Appel Manuel: Composer l'appele
***Cible: Les personnes concernées par le service .
**Hors cible: Les personnes qui ne sont pas concernés
•Prospection : 𝗙𝗶𝘁𝗲𝗱𝗶𝗮𝘃𝗮𝗻𝗮 clients
•Prospect: olona vao hampidirina hanjina ny produit na service (client)
💬Téléoperateur: On appelle T-O toutes personnes qui travaillent dans un CAp sans distinction de projet.
🛡️CAp : C'est une société qui prend en charge la relation à Distance.
Il traite non seulement les appels entrant et sortant mais aussi la domaine du tchat.
🛡Appel Entrant: C'est le client qui nous appelle (Réception d'Appele )
🛡️Appel Sortant : C'est nous qui allons appeler les clients (Émission d'appel)
🛡️Téléprospection: est le fait de contacter un prospect dans le but d'avoir un RDV avec un commercial
Ity ary arao indray ny video👇 Mbola hampianatra anao ny fomba hamolahana ny Français parlé izahay.Tsy adino ny Virelangue👅.Ny informatique koa dia tsy maintsy mahay🖥️